Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Fanomezana
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Wikipedia:Handefa takelaka
Ajouter des langues
Tetikasa
dinika
Malagasy
Hamaky
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
RANDRIATOJO Constant Mpikabary, Mpandalina fomba malagasy, Mpanoratra Maha mpikabary sy Mpanoratra an'i RANDRIATOJO Constant dia anisany olona sarotiny amin'ny teny malagasy izy ka hoy izy hoe mila hajaina ny tenim-pirenena satria ny teny mihitsy no maha olom-pirenena malagasy anao, "handrianiko ny teniko ny hafa koa feheziko", ankehitriny dia lasa mahamenatra hoy i RANDRIATOJO Constant fa misy malagasy tsy mahay ny tenim-pireneny fa tena voazanaka hatramin'ny toe-tsainy, entanina arak'izany ireo mpampianatra teny malagasy any amin'ny isan'ambaratonga mba hanitsy ireny teny diso voasoratra sy voalaza ireny. Mpandalina fomba malagasy sy ny tontolon'ny zavaboary ihany koa i RANDRIATOJO Constant ka hoy izy hoe ny fitiava-tanindrazana dia tsy mihanona fotsiny amin'izao fa mila mahafantatra ny tontolo zavaboary rehetra eo aminy , azo atao tsara mampiasa ireo harena miafina ao anatinao sy ny tontolon'ny zavaboary mba ho fanovana ny fomba fijery ho tsara hitondra fahombiazana, mila miezaka mikaroka hatrany raha toa ka liana amin'izy ireny, tsy midika fanompoan-tsampy velively arakin' ny fihevitry ny sasany mihitsy hoy i Constant RANDRIATOJO ny fampiasana ravin-kazo na tapakazo na fampiasana ireny rano eny amin'ny doany fa zava-maniry sy loharano voajanahary avokoa ireny, samy manana toerana misy azy avy ireny rehetra ireny, ary tsy tonga ho azy ny fahalalana fa mila ianao mihitsy no miezaka mikaroka momban'izy ireny, Aza mijery ny mpanenjika anao n'inona n'inona lazain'olona fa miezaha hatrany tratraro ny tanjona mba ho tonga olona mahomby sy miavaka hatrany ianao, arak'izany indrindra no hitarihana an'ireo namana rehetra malagasy tia tanindrazana mba hanana finiavana hampandroso ny aram-panahy sy hanaja ireny tontolon'ny zavaboary ireny mba tsy ho very hasina. "Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby ary atsipy ny teny any am-pon'ny manam-panahy"
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)